Alakamisy 31 marsa 2022. Nandritra ny fahatsiarovana ny hetsi-bahoaka nitakiana ny fahaleovantenan’i Madagasikara tamin’ny 29 marsa 1947, dia nanolotra entana ilaina andavanandro (vary, siramamy, menaka, ronono amin’ny boaty ) ho an’ny bekotromaroholatra 47 ao Moramanga Ambatovy, ny 29 marsa 2022.